| Entrée | 1 fihaza |
| Radical | 2 haza |
| Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
| Explications en malgache |
4 Fomba entimihaza: Toy izao no fihaza lambo: manao longoa mitoto-bozaka Azo hazaina: Misy biby tsy mba fihaza [1.1] |
| Explications en français |
5 Ce qu’on cherche habituellement, la manière de chasser, de pêcher [1.3#228] |
| Exemples |
6 Sahala amin' ny tsipoy fihaza, ao an-tranony, ny fon' ny mpiavonavona;
[2.996#]
|
| Anagrammes | 7 fihaza, 8 fizaha, 9 hazafy, 10 Zifaha |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|