Entrée haza
Partie du discours nom
Explications en malgache Izay azo amin' ny fanenjehana na fisamborana biby dia na amin' ny fanjonoana: Inona avy ny haza nentinareo
Izay azon' ny biby dia eny am-pirembena hataony sakafo: Ny amboadia mitondra ny hazany any anaty zohy. [1.1]
Explications en anglais A chase, a hunt, game; spoil taken in hunting, as different from what is entrapped, ensnared, or shot [1.2]
 Something gotten by hunting or fishing, game [1.7]
Explications en français  [Tankarana] Pêche au filet ; chasse. [1.19]
 Butin de la chasse, produit de la pêche [1.8]
Exemples 
1Raha misy mahazo haza toy ny akanga, foza ets. [1.436]
2nahazo haza indray izy roa lahy, ka nasain'ny liona nozarain' ny ampondra. [2.293]
Dérivés 
 
Mots composés 
Zoonymes 
Analogues  remby ~ toha
Proverbes 
Articles 

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/07/30