| Entrée | 1 fihenjanana |
| Radical | 2 henjana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fihinjirana, tsy fiketrahana: Fihenjanan' ny tady
5 Fahamafisana: Aza morainy loatra ianao; tokony hasiana fihenjanana kely ny fitondranao ny mpianatra 6 Fidiridiry, fiziriziry: Tsy namaly aho fa nivoaka noho ny fihenjanan' ny heviny [1.1] |
| Explications en français |
7 L'action de raidir, de tendre, l’instrument
[1.3] 8 rigidité [1.13] |
| Exemples |
9 Mba hampahalefaka ny fihenjanana teo amin' ny fifam-pikasohanay roa, dia niara-nanaiky izahay fa tsara aloha ny hisindako kely haka rivotra aty Antananarivo.
[2.529]
|
| Anagrammes | 10 fañinjehana, 11 fihenjanana |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|