Entrée henjana
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Miridiridy mafy tsy milefitra: Henjana ny hatoko
¶ Mafy, sarotra tanterahina: Henjana izany teny izany
¶ Mahavizana: Henjana ity lalana ity [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   stiff; stretched tight; strict [Hallanger 1973]
Traduction française   raide [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
   tendu [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   fort, robuste, vigoureux: Henjana izy (Il est vigoureux)
¶ fatigant: Henjana iny làlana iny (Ce chemin est fatigant) [Abinal 1888]
   rigoureux [Hallanger 1974]
   rigide [SLP: Voambolana]
Exemples  
1Henjana ny tady (La corde est raide) [Abinal 1888]
2Toa sady mamanala izy izany no henjana be. [FOFAFIPE: Rosovola, page 76]
3Nasiana lalàna henjana mifehy ny miaramila. [Randriamamonjy: Tantara, page 500]
4fa tsy mba henjana tahaky ny any ny ampondra. [Callet: Tantara, page 65]
Dérivations  
Citations  

Mis à jour le 2017/04/07