Entrée fihinanana (hinana (hana))
Partie du discours nom
Définition malgache Asa atao rehefa mihinana; fitsakoana sy filemenana ventin-kanina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise the act of eating [Hallanger 1973]
Définition française action de manger [Hallanger 1974]
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Nanao fihinanana ankalamanjana, kosa, ny be sy ny maro. [Profita: Ranary, page 58]
2Ary nony efa vita ny fihinanana, dia niteny ny Governora. [Razoharinoro: Soratra, page 172]
3Niara-nitsangana izy roa, dia nivoaka ny efitra fihinanana. [Andriamalala: Taolambalo, page 43]
Citations 

Entrée fihinanana (hinana)
Partie du discours nom
Définition malgache (fiteny tsy mihaja) Karama: Tsy hisy hanao an' io raha tsy misy fihinanana kely [Rajemisa 1985]

Entrée fihinanana
Partie du discours nom
Définition malgache  [Tanala] fitana (rano), fandehanana anaty rano na lalina na lalindalina hiampitana eny amin'ny fitodiana andafin-drano [Rakotosaona 1972]

2017/02/23