| Entrée | 1 hinana |
| Radical | 2 hana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 fototeny faharoa avy amin' ny fototeny voalohany hana nasiana sisika in (h-in-ana) ; mbola ny fototeny voalohany hana ihany koa no niavian' ny matoantenin' ny iharana hanina sy ny teny misy sisika na tsofoka om (h-om-ana): homana [1.1] |
| Explications en français |
5 [1.12] 6 [1.3] |
| Exemples |
7 ka amy ny sivy mehery vao nitsahatrin'ny hinana dia vao nijery ny miaramila France indray izay nandihy, ka namelom-bovoka be hiany, sy mitabataba amy ny dihy.
[2.59#]
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 19 2 combinaisons de ce mot |
| Anagrammes | 20 Hananì, 21 hanany, 22 hañina, hanina, 23 hinana |
| Mis à jour le 2025/10/14 |
|