|
|
|
|

Entrée1  fihodina
Partie du discours  2  nom
Radical  3  hodina
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba entina mihodina, toetran' ny zavatra mihodina: Ny fihodin' ny tandrimo
Explications en français  5  [1.3] Manière de tourner
Exemples  6  [2.471#] Roa lahy amin' ny fahaingan' ny fihodina' ny tandrimo no hafaingan' ny fihodin' ny kodiarana familiana.
Tous les mots composés 

Anagrammes  9 andifiho, 10 fihodina

Mis à jour le 2025/09/12