| Entrée | 1 fijangajangana |
| Radical | 2 jangajanga |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanaranam-po amin' ny fitondran-tena ratsy, filibana amin' ny fahalianana ara-nofo, fandehanana amin' ny olona tsy vadin' ny tena: Raran' Andriamanitra amin' ny didy fahenina ny fijangajangana
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 adultery, licentiousness
[1.7] |
| Explications en français |
6 luxure
[1.3#291, 1.8] 7 adultère [1.8] |
| Exemples |
8 Rahefa tapa-kevitra ny hiala amin' ny loka sy ny fijangajangana!
[2.529#]
9 Misy milaza fa hila haka tahaka ny fomban' ny Tanindrana iarahany miaina Ingahy Randriamihaja, raha ny fijangajangana sy ny fisotroan-toaka no heverina [2.5] |
| Analogues | 10 fandehandehanana |
| Mis à jour le 2025/12/08 |
|