Entrée fijery (jery)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba entina mijery: Manao fijerin' adala io olona io [1.1]
Exemples 
1Be no fijery io hofan-trano io; [2.59]
2Ny fijery azy dia tsy tarehin' olon-doza [2.649]
3Fomba fijery manana ny maha marina azy izay [2.606]
4Ny tarehiny amam-bikany dia hafa no fijery azy [1.38]
5Amin' izany dia hisy fijery vaovao momba ny Fokonolona [4.27]
Morphologie 
Simple : fijery, fijeriko, fijerinao, fijeriny, fijerintsika, fijerinay, fijerinareo, fijerin', fijerin-, fijerim-
Préfixée : -pijery, -pijeriko, -pijerinao, -pijeriny, -pijerintsika, -pijerinay, -pijerinareo, -pijerin', -pijerin-, -pijerim-
Mots composés 
Proverbes 

Entrée fijery
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Bara] maso [1.78]

Mis à jour le 2023/09/10