| Entrée | 1 fikatrokatroka |
| Radical | 2 katrokatroka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Exemples |
4 ny fikatrokatroky ny tantanana mankarenina ny sofina;
[2.996]
5 Fa ny fikatrokatroka an-gadon' ny miaramila misafo tanàna no reny manako any ho any. [2.472#230] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2026/02/26 |
|