Entrée fikohafana (kohaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Famoahana feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra noho ny aretin' ny havokavoka na fahamaimain' ny tenda na ny lalandrivotra [1.1]
Explications en français L’action de tousser, d'appeler en toussant; la saison des rhumes [1.3]
Exemples Ny fandehanan-drà mena be ao anatin'ny faritra fotsy eo amin'ny maso dia mety ateraky ny fikohafana. [2.424]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2024/02/02