Entrée | 1 kohaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin' ny havokavoka, na any amin' ny lalan-drivotra |
Explications en anglais |
4 [1.7] a cough |
Explications en français |
5 [1.54, 1.8] toux |
Exemples |
6 [2.424#] Mba hisorohana ny kohaka dia aza mifoka sigara.
7 [2.470#] Niantra azy ireo ny kohaka sy serisery mpahazo azy ireo fahiny. 8 [2.472#] Nitombo be ny kohaka sy ny hafanan' I Solo iny alina iny, sempotra be ny fiainany. |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 34 Santé 35 Son |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |