Entrée filankevitry ny fampanarahana fitsipika (ila, hevitra, raha, tsipika)
Partie du discours locution
Définition malgache rafitra eny anivon' ny antokon-draharaha maro samihafa natao hitsara sy hanasazy an' ireo mpiasa na mpikambana izay nandika ny fitsipika anatiny mifehy ny asa ataon' izy ireo [Akademia 2005]

Mis à jour le 2020/07/31