Entrée filazana (laza)
Partie du discours nom
Définition malgache fampahalalana: ~ Filazana tamin'ny gazety no nahafantarako izany.
¶ Fanambarana ~ Manao izao filazana izao ny Fitondrana revolisionera.
¶ Fitantarana ~ Araka ny filazan'ireo nanatri-maso, dia folo no isan'ny maty tamin'io loza io. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise a report, an announcement [Hallanger 1973]
Définition française l'annonce, l'avis, le récit, la narration, ceux qui entendent le récit, les plaintes. ~ Izao no filazana voapetaka tamin'ny rindrina (voici l'annonce qui a été collée sur le mur.) [Abinal 1888]
 annonce, avis [Rajaonarimanana 1995]
Mots composés, titres, noms 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot filazana (1): Filazana

Entrée Filazana (filazana)
Partie du discours nom propre (toponyme) [liste complète]
Vocabulaire 
Toponymie filazana

2013/09/12