Entrée fioka
Partie du discours   nom
Définition malgache   sioka [Bara] [Rakotosaona 1972]
   Feon' ny rivotra lalovan-javatra mihelatra sy mandalo mafy; feo miteraka sioka avy amin' ny fikivilivilin' ny zavatra miriotra mafy; feo mifofofofo toy ny fanaon' ny omby hanoto vonon-kamely [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   whizzing, the noise of the lashing of a whip, lashing.
¶ whistling, whistle. See siaka, sioka. [Richardson 1885]
Exemples   Nisy ireny miaramila ireny nahita fomba manokana hanampiana ireo avy nisakafo amin' ny fandevonan-kanina: rehefa tapi-nihinana ny olona, miditra amin' ny kiraro beny izy, manitsaka tongotra etsy, fe eroa, ary mizara fioka karavasy havia sy havanana amin' izay tandrify rehetra any. [Andraina: Mitaraina, page 221]
Vocabulaire  
Dérivations  

Entrée fioka
Partie du discours   nom
Définition malgache   fikapoka, kapoka [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
   kapoka [Bara] [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2017/04/22