|
|
|
|

Entrée1  fiovaovana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  ovaova
Tous les mots composés 
Explications en français  5  [1.4] changement
6  [1.66] changement: Tsy maintsy dinihina akaiky izay fiovaovan' ny endriky ny fotondram-panjakan' ny firenena iray (Les changements dans la forme du gouvermement d'un peuple doivent être examinés de près [Fénelon])
Exemples  7  [2.270#] Rahefa ela ny ela dia azon' ny olona voasana ny fiovaovana toy izany.
8  [2.472#] Tsara ho marihina fa misy foana ny tratra aoriana tamin' izany fiovaovana rehetra izany, ary ireny dia mividy ny havotsany tamin' ireo mpanararaotra andavanandro.
Analogues  9  fanovana, fiovaova

Mis à jour le 2025/08/10