| Entrée | 1 firahalahiana |
| Radical | 2 rahalahy |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fatoram-pihavanana amin' ny mpirahalahy; fihavanana, fifankatiavana
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 brotherhood
[1.470] |
| Explications en français |
6 fraternité
[1.470] |
| Exemples |
7 Tsaroana fa misy marina tokoa ny firahalahiana kristiana.
[2.356#]
8 Izy anefa no vavolombelon' ny firahalahiana sy mpandrafitra azy. [1.369#] 9 Sao heverinareo fa ny matoan-kevitry ny Repoblika Frantsay - Fahafahana, Fitoviana, firahalahiana -, dia natao ho anareo koa. [2.472#] |
| Combinaisons | 10 1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot firahalahiana |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|