Entrée | 1 rahalahy |
Partie du discours | 2 nom |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
12 [1.1] Lehilahy iray ray sy iray reny amin' ny lehilahy iray hafa: Manana rahalahy efatra Rakoto Ny lehilahy iray ray na iray reny fotsiny amin' ny lehilahy hafa koa dia atao hoe rahalahy, toy izany koa ny lehilahy vadin' ny olona mirahavavy amin' ny vadin' ny tena dia antsoina koa hoe rahalahy. |
Explications en anglais |
13 [1.2] A brother of a man; lit. when masculine. Comp. anadahy 14 [1.26#13] A man has rahalahy and an anabavy 15 [1.7] The brother of a man; cf. anadahy |
Explications en français |
16 [1.54] Frère d'un frère 17 [1.8] Le frère d'un homme; cf. anadahy |
Exemples |
18 [2.583#4] Miarahaba anao aho, ry rahalahy! 19 [2.69#224] Raha rahalahy tsy marina, tapaka ihany fa tsy namana, ka anaro; 20 [2.508#336] Misy koa anefa milaza fa nanana rahalahy natao hoe Andriankotofananina Andriamanelo. |
Vocabulaire |
21 Rapports: famille |
Analogues | 22 anabavy, anadahy, rahavavy |
Proverbes | 23 Proverbes contenant le mot rahalahy |
Article |
24 Randzavola: rahalahy ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 25 hilahara, rahalahy |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |