|
|
|
|

Entrée1  firapotsy
Mots élémentaires  2 firaka, 3 fotsy
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5 Karazam-piraka faninginana [1.1]
6 Antsoina hoe koa kasia malandy [1.13]
7 Karazam-piraka faninginana. [1.1]
Explications en anglais  [fira-potsy] 8 A white kind of lead. [1.2]
[fira-potsy] 9 tin [1.7]
Explications en français  [fira-potsy] 10 étain [1.8]
11 étain [1.13]
International  12 Sn [3.1]
Exemples  13  Ary toy izany avokoa ny vokatra aondran'ny zanatany rehetra ho any ivelany, manomboka amin'ny voankazo ka miafara any amin'ny firapotsy. [2.503#]
Vocabulaire  14  Chimie
Autres orthographes  15 fira-potsy
Tableaux et planches  16  Table périodique

Mis à jour le 2025/11/02