|
|
|
|

Entrée1  fisainana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  saina
Tous les mots composés 
Explications en malgache  8  [1.1] Fieritreretana: Trano fisainana
Fiheverana: Araka ny fisainan' ny maro, ny asa tanana dia ambany noho ny asa saina
Explications en anglais  9  [1.7] thinking, reflection
Explications en français  10  [1.8] la pensée, réflexion
Exemples  11  [2.528#68] Ny alina, hono, mitondra fisainana, hoy i M.
12  [2.928#] Izao sahady dia ioriako ny fisainana azy ho tola!
13  [2.470#140] I Katy toa lasa fisainana lalina ka nampanahy azy.
Vocabulaire  14  Philosophie
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot fisainana

Anagrammes  16  anifisana, fanisiana, fisainana, fisia-nana, nasafinay

Mis à jour le 2025/08/10