Entrée fisanga (sanga)
Partie du discours   nom
Définition anglaise   [Mod. s. from misanga (sanga).] A needle. (Prov.) See fanjaitra, filo. [Richardson 1885]

Entrée fisanga
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taimoro, Tanala] fihogo: Ny ngita ñy tompon'ny fisanga (ny mongovolo no tompon'ny fihogo) [Rakotosaona 1972]
   [Bara] fihogo [Rakotosaona 1972]

Entrée fisanga
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taimoro] karazana valala , kojeja [Rakotosaona 1972]
Vocabulaire  
Synonymes   sanga

2010/05/06