Entrée sompanga
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazam-balala lehibe sady matanjaka, fahita amin' ny tany mafana lava bozaka. (Valala vavy lehibe toy ny adrisa ny sompanga ka noheverin' ny ntaolo ho tsara sy ambony fa hoy ny mpikabary raha miala tsiny: "Tsy mba ny sompanga mpiantendro vero izahay fa ny kijeja mifanafosafo amin' ny ahipalana") [1.1]
Explications en anglais A species of grasshopper [3.1]
Explications en français Une espèce de sauterelle [3.1]
Exemples ary sompanga no ody zaza halainao ao. [2.69]
Vocabulaire 
Mots composés 
Hypéronyme valala
Co-hyponymes adrisa, aketa, ambolo, ambolokely, ampongavato, dongara, fisanga, kijeja, koraika, mahaverizoky, ramijaingy, tsikondry, tsimbaivay, tsimbatavata, tsimbolavola, tsimbotry, tsimpefe, tsindakana, tsindrano, tsingentana, tsipefe, zafinadrisa
Proverbes 

Mis à jour le 2023/08/11