Entrée fitadiavana (tady)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fizahana na fizahavana; fikarohana: Sarotra ny fitadiavana raharaha amin'izao fotoana izao.
Fomba ahazoana na ahitana vola hivelomana: Mitaona entana eny an-tsena no fitadiavan'io Rangahy io. [1.1]
Explications en français  [1.13]
Exemples 
1Sady fanalana andro io no fitadiavana laoka. [2.356]
2Tsy nisy fitadiavana na famotorana natao momba ilay mpividy. [2.472]
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/08/24