Entrée fitatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Soratr' omby sada mainty, na volavita; sadasada fa madinika kokoa ny soratra fotsy sady somary boribory fa tsy mba mitomandavana tahaka ny rango na vakivoho [1.10]
Mots composés 

Entrée fitatra
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazam-boronkely izay heno maneno vao maraim-be, nahatonga ilay fitenenana hoe "mifoha alohan'ny fitatra", izany hoe mifoha maraina be alohan'ny maneno akoho mihitsy aza. [1.1]
Explications en anglais A bird, a species of warbler. Pratincola sybilla, L. Same as feta, fitapatatra, fitatenona, and tekiteky [1.2]
Explications en français Tarier à collier [1.54]
Nom scientifique Pratincola sybilla
Exemples Matetika tsy hitany akory ny fiaingan' ny lahy mamonjy fotoana maneno fitatra. [2.470]
Vocabulaire 
Synonymes feta ~ fitapatatra ~ fitatenona ~ tekiteky
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/14