Entrée fitenim-paritra (teny, faritra)
Partie du discours locution
Définition malgache fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady [Rajemisa 1985]
 fomba itenenana ny tenim-pirenena iray miovaova araka ny faritra [SLP 1986]
Traduction française parler régional [SLP 1986]
Vocabulaire 
Synonymes fitenim-paritany

Mis à jour le 2020/07/31