Entrée fitenim-paritany (teny, faritra, tany)
Partie du discours expression
Définition malgache fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Synonymes fitenim-paritra

2009/12/09