Entrée fitokisana (toky)
Partie du discours nom
Explications en français Confiance [1.5]
Exemples 
1Fa izy hanadino ny adidiny sy ny voninahiny ka tsy hitandrina ny fitokisana napetraka taminy, noho ny fitiavana, no tsy takatry ny saiko. [2.5]
2Olona mampiseho fitokisana sy fitiavana anao, na fantatra aza fa fitokisana sy fitiavana diso petraka izany, sarotra ihany ny hampiseho aminy amin' ny fiteny ria ny fihetsika fa tsy momba azy ianao. [2.4]
Morphologie 
Simple : fitokisana, fitokisako, fitokisanao, fitokisany, fitokisantsika, fitokisanay, fitokisanareo, fitokisan', fitokisan-, fitokisam-, fitokisa-
Préfixée : -pitokisana, -pitokisako, -pitokisanao, -pitokisany, -pitokisantsika, -pitokisanay, -pitokisanareo, -pitokisan', -pitokisan-, -pitokisam-, -pitokisa-
Autres orthographes 

Entrée fitokisana
Partie du discours nom
Explications en français  [Betsileo] (de toky : confiance, assurance). Préparation qu'on appliquait après avoir fait des incisions multiples aux personnes qui partaient au combat ou allaient trafiquer dans des régions jugées dangereuses. Cette pratique était censée les protéger contre les dangers. [1.196]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20