Entrée fitsakana (tsaka)
Partie du discours nom
Définition malgache Filentehana, fitrobahanjava-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany [Rajemisa 1985]
Synonymes fitsaka

Entrée fitsakana (tsaka)
Partie du discours nom
Définition malgache Fitàna rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Raha marivo ny rano na tsy misy voay, ny fitsakana no haingana indrindra amin' ny fitana azy [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31