Entrée |
tsaka
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Feo re amin' ny fandidiana zavatra rasaina na lamba tapahina amin' ny antsy maranitra, na amin' ny fanatrabahana tany amin' ny angady maranitra [Rajemisa 1985]
|
Vocabulaire |
Dérivations |
Citations |
|
Entrée |
tsaka
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Fitana rano amin' ny firobohana ao anaty rano. [Rajemisa 1985]
|
Dérivations |
|
Entrée |
tsaka
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Fakana rano eny an-doharano. [Rajemisa 1985]
|
Dérivations |
Citations |
|
Entrée |
-tsaka
|
Partie du discours | forme morphologique du mot/des mots saka
|
Définition malgache | saka
[Rajemisa 1985]
|
|