Entrée fitsara-mizana (tsara, mizana)
Partie du discours expression
Définition malgache Ilay fanjaitra eo afovoan' ny mizana milaza ny fahamarinan' ny lanja, rehefa ny eo afovoany marina tsara no tondroiny [Rajemisa 1985]
Synonymes lahi-mizana

2011/01/12