Entrée lahi-mizàna (lahy, mizàna)
Partie du discours expression
Définition malgache vy kely mijoro eo afovoan' ny mizàna mitsara ny fahamarinan' ny fandanjana [Rajemisa 1985]
Synonymes fitsara-mizana

2011/01/12