|
|
|
|

Entrée1  fitsidradrahana
Radical  2 tsidradraka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fiaingana ho avo, fitsanganan' ny volo, tanana, tongotra misandrahaka: Oadray izany fitsidradraky ny volon' ity zazalahy ity [1.1]
Synonymes  5 fitsidradraka, fitsidradrana

Mis à jour le 2025/10/31