Entrée fitsidradraka (tsidradraka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Toetran' ny zavatra mitsidradraka, izany hoe miainga ho avo na mitsangana misandrahaka
Fiaingana ho avo, fitsanganan' ny volo, tanana, tongotra misandrahaka: Oadray izany fitsidradraky ny volon' ity zazalahy ity [1.1]
Synonymes fitsidradra ~ fitsidradrahana ~ fitsidradrana

Mis à jour le 2023/01/05