Entrée tsidradraka
Partie du discours nom
Définition malgache Teny ilazana toetra maro, toy ny an' ny biby mitsangam-bolo, ny zavatra mikorontana na mivaona amin' ny hala, ny olona lavo na mandry ka ny tongotra sy ny tanana mitsangana misandrahaka [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Synonymes tsidradra

2010/05/05