Entrée fitsihana (tsika)
Partie du discours nom
Définition malgache Fivoahan' ny rano tsikelikely avy amin-javatra iray: Ny fitsihan' ny rano avy amin' ity vatolampy ity no mahatonga ny tranonareo ho mando lava [Rajemisa 1985]
 fandalovan'ny ranoka tsikelikely amin'ny hiriky ny zaka iray [SLP 1986]
Traduction française fuite, infiltration [SLP 1986]
Synonymes fitsika

Mis à jour le 2020/07/31