Entrée fitsika (tsika)
Partie du discours nom
Définition malgache Toetran' ny rano mitsika, izany hoe mivoaka tsikelikely avy ao anatin-javatra [Rajemisa 1985]
 fandalovan'ny ranoka tsikelikely amin'ny hiriky ny zaka iray [SLP 1986]
Définition française fuite, infiltration [SLP 1986]
Synonymes fitsihana

2012/12/04