Entrée fitsitsy (tsitsy)
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Fomba entina mitsitsy, izany hoe tsy mandanilany foana, mandala
Azo tsitsina [1.1]
Exemples Tamiko anefa, ninoako fa matoa toy izao ny endriky ny zavatra nihatra tamiko, dia indrindra satria mahantra izahay, ka tsy fitsitsy ary tsy misy misakantsakana amin' izay tiana hatao sy tiana hotenenina. [2.472]

Mis à jour le 2023/04/14