Entrée fivondronana (vondrona)
Partie du discours nom
Définition malgache Fitambaran' olona na zavatra mikambana ho iray: Noho ny fivondronan' ny fokonolona no nahatsanganana an' io trano sekoly io [Rajemisa 1985]
Traduction française groupement [Rajaonarimanana 1995]
Exemples Ary raha jerena toa tia fivondronana kosa isika Malagasy, dia lavitra antsika ny firaisan-kina! [Andriamalala: Fanagasiana]

Entrée fivondronana (vondrona)
Partie du discours nom
Définition malgache Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany [Rajemisa 1985]
Traduction française unité administrative équivalente à la [...] [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 
Synonymes fivondronam-pokontany
Exemples Tonga teto omaly ny mpiasan'ny Fivondronana. [FOFAFIPE: Haivola]

Mis à jour le 2020/07/31