Entrée | 1 fivondronam-pokontany |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 fivondrona, fokontany |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fitambaran' ny firaisam-pokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny lehiben' ny Fivondronam-pokontany ary ao anatin' ny Faritany |
Exemples |
5 [2.114#] Manome tapakila naharaisana izany filazàna izany ny filohan' ny komity mpanatanteraka ao amin' ny fivondronampokontany.
|
Synonymes | 6 fivondronana |
Mis à jour le 2024/12/10 |
![]() |