Entrée | 1 fomban-drazana |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 fomba, razana |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
6 [1.1] fanaon' ny Razana izay arahin' ny taranaka mifandimby, mikasika indrindra ny fotoan-dehibe eo amin' ny fiainana, toy ny raha misy taraka na manambady na maty ko-drazana, rohi-drazana, farahatoka, akanjon-goaika, tandroka niaraka aman-tsofina |
Explications en anglais |
7 [1.2] [razana, an ancestor.] The customs of one's ancestors. |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |