|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fomba
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Fiaraka mandeha, fanotrona
4 Fitambaran' ny toetra fototra mitory ny maha-izy ny olona na zavatra iray: Fomban' ny olombelona ny mieritreritra ~ Tsy misy mahalala tanteraka ny fomban' Andriamanitra
5 Fanao tsy misaraka amin' ny maha-izy ny zavatra iray: Fomban' ny miaramila ny mandeha miady
6 Fanaovan-javatra, fanao ampiasaina: Samy hafa ny fomba fandrefesana taloha sy ankehitriny
7 Toetra mahazatra entina miens, fahazarana: Samy manana ny fombany ny firenena ~ Aza taitra ianao amin' ny afitsok' io Rangahy io fa fombany izany [1.1]
Explications en anglais  8 custom, habit. [1.2]
9 a custom; a habit; the nature of a thing or of a person [1.7]
Explications en français  10 coutume; habitude; les qualités d'une chose ou d'une personne [1.8]
Morphologie 
11  Simple :
12  Préfixée :
Analogues  13  fahazarana, 14  famindra, 15  fanao, 16  fenitra, 17  fihetsehan, 18  fihetsika, 19  filamatra, 20  filatro, 21  riba, 22  sata
Tous les mots composés  23  8 combinaisons de ce mot
Proverbes  24  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)25  fomba
Partie du discours  26  nom
Explications en français  27 (corruption de fomby) Nom donné à l'une des formes de Raphia ruffia (Jacq.) Mart. (Arecaceae) la moins appréciée pour la production des fibres.
28 Il s'agit des sujets âgés, sur le point de fructifier et dont la végétation est ralentie (on sait que le Raphia est monocarpique et meurt après avoir produit ses fruits).
29 Comparer à fomby [Betsimisaraka] [1.196]
Vocabulaire  30  Botanique
Synonymes  31 fombanala
Nom scientifique 

Mis à jour le 2025/11/17