Entrée fondrana
Partie du discours   nom
Définition malgache   Vodin' ny vatan' akondro tetehina ka ahahy dia dorana ary tantavanina, ka aharo amin' ny aika sy ny beravina mba handokoana ny landy voafoly ho mainty [Rajemisa 1985]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Entrée fondrana
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   vony, lokon-tamotamo [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
Traduction anglaise   yellow, a yellow dye; the stump of the banana used in dyeing. [Richardson 1885]
Analogie   volo/colors/couleurs

Entrée fondrana
Partie du discours  
Traduction anglaise   contraction of fiondranana. See ondrana. [Richardson 1885]

Mis à jour le 2009/12/06