Entrée mifamotoana (fotoana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mifanome fotoana: Nifamotoana izahay androany, nefa tsy tonga izy ~ Mifamotoana amin' ny olona [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to make a date, to agree on time and place for meeting [Hallanger 1973]
Définition française fixer un rendez-vous [Hallanger 1974]
Morphologie 
mifamotoana
nifamotoana
hifamotoana
Exemples mifamotoana hampanana endrika azy avokoa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 7]
Citations 

2012/08/01