Entrée goavana
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Lehibe makadiry sady lava, ngezabe [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   huge, immense and good looking. See goay. [Richardson 1885]
   huge, enormous [Hallanger 1973]
Définition française   [Tankarana] immense. [David 1952 (takila G)]
   énorme [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   grand, corpulent [Abinal 1888]
Exemples  
1Tolona goavana anefa izany. [Andraina: Mitaraina, page 194]
2Goavana izany voalazan' i Lioka ao izany! [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, page 115]
3Hita fa halatra ity, ary halatra goavana. [Andraina: I Vola, page 132]
4Ny lazany dia diso nanjary sary goavana tao amin' ny fanahy antakay. [Ndemahasoa: Antakay, page 178]
Morphologie  
goavana
goavam-
Synonymes   goay ~ goaibe ~ goavambe

2017/05/21