Entrée goay
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   goavana, makadiry: Matsatsara ñy mijaha ñy traño goay ben'Antananarivo laha alin'iñy ny andro ka majava ñy jiro [Tanala] [Rakotosaona 1972]
   Makadiry izaitsizy, ngeza aoka izany: Trano goay be [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   huge. [Richardson 1885]
   huge, colossal [Hallanger 1973]
Traduction française   immense. [Tankarana] [David 1952 (takila G)]
   énorme, colossal [Hallanger 1974]
Exemples   Midera an' i Jehovah etý an-tany, Hianareo dragona sy ianareo rano lalina rehetra, Miderà an' ny Tompo etý an-tany, ry biby goay be anaty ranomasina, mbaminareo rehetra ranomasin-dehibe [Baiboly: 23.148.7]
Dérivations  
Synonymes   goaibe ~ goavambe ~ goavana

Mis à jour le 2017/06/17