Entrée haba
Partie du discours   nom
Définition malgache   Firavaka mihorona boribory manodidina ny hatotanana. (Teny misy ifandraisana amin' ny haba: Hidivava, hosina, tsimikatona) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   a large silver ring worn as an ornament round the arms. [Richardson 1885]
   a bracelet [Hallanger 1973]
Définition française   bracelet fait d'une seule pièce [Abinal 1888]
   bracelet [Hallanger 1974]
Exemples  
1Ao ny nanome azy ranon-javatra hosotroina, ao ny nanome azy handroana, ao ny nanolotra karaza-menaka hihosorana, ao ny namatotra haba tamin' ny tanany na vakana tamin' ny vozony. [Andraina: Mitaraina, page 201]
2Hividiananao haba volamena sy salovana. [Rajaonarivelo: Bina, page 12]
Mots composés, titres, noms  

Entrée haba
Partie du discours   nom
Définition malgache   Vola aloa ho hofantoerana (haban-tsena), na vola alaina amin' ny varotra eny an-tsena na mandalo ny toerana efa voadidy ho fakana izany. (Taloha raha tsy nanome vola ny tompon' entana, dia ny entam-barony mibitsy no angalana mba hatao baba: ohatra, ny rofia iray lanjana dia nakana iray singotra ho haba) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   taxes or tribute paid to the sovereign as an acknowledgement of submission. [Richardson 1885]
Définition française   taxe imposée aux marchands des divers marchés, patente, octroi, péage [Abinal 1888]

Entrée haba
Partie du discours   nom
Définition anglaise   [Provincial] prov. for havana [Richardson 1885]

Entrée haba
Partie du discours   interjection [liste]
Définition anglaise   [Provincial] an exclamation of admiration in seeing something that makes one laugh
¶ thank you; a word used after receiving a favour. Haba, tompoko e (thank you, sir) Comp. arahaba. [Richardson 1885]
Définition française   [Tankarana] interjection, cri d'admiration qui prête à rire. [David 1952 (takila M)]
Mots composés, titres, noms  

2017/03/10