|
|
|
|

Entrée 1  hady
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Lavaka vita-Nanahary na nohadina tomandavana mba hikorianan' ny riaka na hiarovana ny vohitra amin' ny fahavalo na hambolen-javatra tia mandomando nefa tsy tia rivotra; tevana [1.1]
Explications en anglais  4 a ditch, a trench, a moat, a fosse. [Mal. gato, Menangabow kati; toba hati.] [1.2]
5 a pit, a hole, a ditch [1.7]
Explications en français  6 fossé; action de creuser [1.8, 1.5#131]
Exemples  7  Hodidinin' ny hady, na ny tamboho koa ny tanànany. [2.270#]
8  hady voalohany mangonany tamin' ny andro nanjakany. [2.649#]
9  Natao ny hady manodidina nanampy ny vitan' ny mpanjaka taloha. [1.436#]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Combinaisons  25  28 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot hady
Proverbes  26  Proverbes contenant ce mot
Citations  27  Textes citant ce mot

Anagrammes  28 dahy, 29 diha, hady

Mis à jour le 2026/03/07