| Entrée | 1 hady fetsy |
| Mots élémentaires | 2 hady, 3 fetsy |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 hady tsy mba lehibe, fa fisakanana ny biby tsy hiampita any ivelan' ny vohitra
6 hady ahazoana mivoaka sy miditra izay tsy fantatry ny vahiny [1.1] |
| Explications en anglais |
7 [hadi-fetsy] A small trench
[1.2] |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|