Entrée hady vory (hady, vory)
Partie du discours locution
Définition malgache hady na lavaka nohadìna manodidina toerana na vohitra kely; ilazana ny lavaka na tatatra lalina natao manodidina ny tanàna nonenana mba tsy ho azon' ny fahavalo idirana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise A fosse round a house or town; a country house, so called because such houses used to be enclosed by a circular trench. [Richardson 1885]
Autres orthographes 

Mis à jour le 2010/02/27