Entrée hafahafa (hafa)
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Tsy mitovy amin' ny fahita andavanandro, hafa fandry: Hafahafa ihany ny rain' Isambilo fa an-koban' andro izy mikiraro manao kompile, ny alahady izy manao malabary ary mikapa
¶ Miolonolona
¶ Tsy tsaratsara ny toe-pahasalamana: Hafahafa aho izany ka andeha hiala sasatra kely aloha
Mitovy hevitra: hafa fandry ~ mandry manokana noho ny be ~ olona hafahafa ~ zanakalo [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   different; unseemly, improper; changed, reversed, peculiar, odd. [Richardson 1885]
   strange, bizarre [Hallanger 1973]
Traduction française   bizarre, étrange [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   un peu différent, qui dévie du vrai [Abinal 1888]
Exemples   Hafahafa tokoa ange, ity ranondresy sy siramamy gasy ity: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 46]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Mis à jour le 2014/01/02